Fantaro ny atao hoe finoana dia ho fantatrao iza no mpino

Miarahaba antsika rehetra ary misaotra anao sahady nisafidy ny hitsidika ny tranonkala

Alohan’ny hiresahana mikasika ny finoana dia tsara aloha raha faritana tsara ny atao hoe finoana. Mba hampazava ny resaka dia samy manana ny teny entiny hamaritana azy ny tsirairay , ny tiana hambara amin’izany dia ny famaritan’ireo manam-pahaizana maro azy. Tokony ho famaritana mahalaza azy amin’ny lafiny rehetra, ary manakana ny hafa amin’ny fifangaroan-javatra,inona ary no atao hoe finoana ?

Publié dans : Non classé | le 4 mai, 2011 |Pas de Commentaires »

AURA ET ÉVOLUTION |
Islam Qour'an Hadith Fikr |
VIENS A JESUS |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | FAHALALAN'NY AHLOL BAIT (AS)
| oliacephas
| Soutenir Dashang Kagyu Ling...